Mbola tena tia anao

Lola

Download "Mbola tena tia anao"

Mbola tena tia anao by Lola

Release Date
Tue Jun 06 2017
Performed by
Lola
Produced by
Lola
Writed by
Lola

Mbola tena tia anao Lyrics

Avelao aho hanazava
Fantatrao fa diso
Toa moramorainao fotsiny amin'izao
Ny saiko lasa adala noho ianao
Tsy mahafoy,tsy hisaraka aminao izany aho
Dia sanatria dia ireny ve
Noho nahatezitra anao
Ka nahatonga anao nivadika toy izao
Tena nitia tamin'ny fo iray hianao
Tena nitia tamin'ny fo iray ianao

Ref: Aza hilaozanao
Ny eo anilanao no efa nahazatra ahy
Sarotra ny hanadino anao malala aza mandeha zany ianao
Olombelona aho mety hanam-padisoana tsy nahy
Mba hamindrao FO raha azonao atao
Aza hilaozanao Fa mbola tena tia anao

Avelao aho hanazava
Mba omeo iray minitra aloha
Tsy vitako ataoko ahoana ny hiaina raha tsisy anao
Manahy ny fo
Tsy eken'ny saiko ny hoe hisaraka aminao
Torovana, Mivalanketraka

Ref: Aza hilaozanao
Ny eo anilanao no efa nahazatra ahy
Sarotra ny hanadino anao malala aza mandeha zany ianao
Olombelona aho mety hanam-padisoana tsy nahy
Mba hamindrao FO raha azonao atao
Aza hilaozanao Fa mbola tena tia anao

Lazainao fa efa tapaka ny hevitrao
Tsy niala nenina fa tonga dia nandao
Soalahy tsy rariny kosa

Ref: Aza hilaozanao
Ny eo anilanao no efa nahazatra ahy
Sarotra ny hanadino anao malala aza mandeha zany ianao
Olombelona aho mety hanam-padisoana tsy nahy
Mba hamindrao FO raha azonao atao
Aza hilaozanao
Fa mbola tena tia anao

Mbola tena tia anao Q&A

Who wrote Mbola tena tia anao's ?

Mbola tena tia anao was written by Lola.

Who produced Mbola tena tia anao's ?

Mbola tena tia anao was produced by Lola.

When did Lola release Mbola tena tia anao?

Lola released Mbola tena tia anao on Tue Jun 06 2017.

Your Gateway to High-Quality MP3, FLAC and Lyrics
DownloadMP3FLAC.com